Maka vallin’analyse :
-
Miadana mintsy nareo tsy miteraka tony
-
An ! An ! Manan-janaka dimy za Radoko
a !
-
Mandoa hofan-trano ve ny
mpanofan-tranonao ?
-
Kilema le rangahy hoy ny vadiko dia tsy afaka
mandoa.
-
Tsy zanakao ireo zaza dimy ireo fa an’io
mpanofan-trano io , enao nge rangahy ty momba e !
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire