mercredi 8 mai 2013

Hatsikana : Cadre


-          Maninona ry Bema no nasianao cadre ny lohan’ny zanak’olona iny !
-          Tsy mahita hevitra mintsy hono izy.
-          Dia maninona ?
-          Dia nangataka ho encadreko

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire