jeudi 9 mai 2013

Hatsikana:Gony



-          Tsy mandray andraikitra mintsy ny maire ! Aiza ve ka feno fako ny tanàna !
-          Tena marina izany ! Ary ataonao inona ty gony ty ?
-          Gono feno fako saika ho ariako etsy amoron- dalana etsy ty

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire