jeudi 23 mai 2013

Manidina

mpiakama mitafatafa:
  - Aza miaraka amin'ny Paquerette. Sipa manidina iny !
  -Ary toa tsisy elatra akory ary  e !
  -Ka izao e ! Efa notaingenako iny ary noentiny tany amin'ny lanitra faha-fito a !

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire