lundi 20 mai 2013

MIVIDY VOATABIA TENY AN-TSENA


-          Oatrinona ry Neny ny voatabia ?
-          Roan-jato ny tokony.
-          Ahoana a ! voa teo za no nividy ar 100 . Aza mifanambaka a .
-          Ka ny mahasamihafa azy a , efa niakatra ambony latabatra le voatabia

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire