mardi 28 mai 2013

Permis de conduire Malagasy



Police manao contrôle :
-          Aiza ny permis de conduire ! Sady toa catégorie D mintsy no iliaina raha izao.
-          Permis ahoana Sefo ? Tsy moto tsy fiara entiko.
-          Koa ahoana ty sipa be motera be ty , hampidiriko fourrière io an !

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire