mardi 28 mai 2013

Ratsy tarehy. Tsara fijery



-          Enao tsy tiako ! Ratsy tarehy be !
-          Misaotra.
-          Ompa ve dia hisaoranao ?
-          Ie ! Satria feno zato aminao ny olona tsy tia ahy

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire