jeudi 16 mai 2013

SAUCISSE



-          Lasa lamaody tato ho ato ty mandoro mpangalatra velona ty !
-          Normal ko ! Tsisy vola ny olona
-          Inona no hidiran’ny vola amin’izany ?
-          Lafo be nge ny saucisse fumé ! dia io ny kitoza mba takatry ny olona
 

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire