jeudi 16 mai 2013

SIDA



-          Voan ‘ny sida hono elà
-          An ! An ! may ny asida ka !
-          Aza mba mandainga oa ! Jereo misy soratra SIDA ny ordonnanca an’elà
-          ASIDA no tokony teo : maika be le dokotera dia hadinony ny A

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire