jeudi 16 mai 2013

Volana



-          Iza ary no vadiny ty volana ty ?
-          Le volana eny amin’ny lanitra ve zany ?
-          Ie
-          Tsy manambady  io. Fa maninona koa elà manontany an’izany  e ?
-          Matanjaka be ny vadiny ko : feno zana- bolana ny lanitra

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire