samedi 22 juin 2013

Bus



-          Tena tsy mahalala fomba le mpandeha Bus ka !
-          Fa maninona ?
-          Olona miakatra bus ve dia siotsiona
-          Firy no nisiotsioka anao ?
-          Maromaro ihany ry zareo ny nilahatra teo no nosongonako

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire