dimanche 23 juin 2013

Caméra de surveillance



Niresaka tamin’ny vadiny Berthe mpitsara, namany Gisèle  ilay niady tamin’ny minisitry ny serasera teo aloha :

-          Tsy tianao ho afa-baraka Gisèle no tsy nandraisanao ilay vidéo ny caméra de surveillance
-          Zay eo ihany, fa isika sy ianao nge niaraka tamin’ny Gisèle tamin’iny fotoana iny
-          Dia maninona ?
-          Ka voaray ao amin’ilay vidéo nge isika sy ianao mifampisafosafo be

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire