Niresaka momban’ny conclave teny Ivato Bota sy ny
namany :
-
Maraina be tsy hivoahany le fehin-kevitra ,
tsisy nasahy nanakaiky an-dRajoelina ny olona na ny vadiny aza
-
« Fa maninona» nanontany an’i Bota ty
namany
-
Sao voatsipaka miaraka amin’le fehin-kevitra eo .
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire