samedi 29 juin 2013

DISO KAJY



-          Isan’andro ravoravo maninona androany no toa mihosin-drà sy mangamangana ny tarehy
-          Tokony mailo mihintsy a tamin’ ilay soratra  Nationale iny .
-          Fa nisy inona e ?
-          Na dia mba nihazakazaka mafy ihany ary a, tratrany ihany. Kay tompondaka an’i Madagasikara amin’ny course de vitesse no voaendako

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire