-
Ataontsika mipoapoaka ty androany ty.
-
Fa misy inona ?
-
Fetin’ny fahaleovan-tena. Aiza ary elà
zany .
-
Hi-fety fahaleovan-tena ahoana ! Elà ary ty
telom-polo taona mbola ampandron’i Mamany lisany ihany
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire