Vita vodiondry Le Doma :
-
Aza manao douche mintsy Chérie mandritra ty
herinandro ty.
-
Tsy
hasiso ve raha izany !
-
Ka
izay mintsy no tadiavina . Amin’izay fantatry ry lerony hoe fofom-badiko enao .
Le Doma mantsy malaza amin’io
fofokeliny io
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire