mercredi 5 juin 2013

Garde du corps Bema miresaka amin’ny pata be :



-          Zao Bema a ! Voaroaka enao.
-          Sao dia mba tsy rariny e ! Fa inona ny antony Patron ?
-          Tsy voarakao maso ny zanako
-          Diso zany  Patron ! Tena nanara-maso azy a.
-          Mbola sahan’elà ihany ny mandainga ! Za izao mintsy no nahita fa laozany elà manara-maso ny fitombenan’ny vadiko fotsiny

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire