Mpiandry tsena an’Anosibe :
-
Toa tsy aterinareo akory any amin’ny polisy
izay mpangalatra tratranareo
-
Mamono ny asanay izany Madama a !
-
An, fa maninona ?
- Koa raha halefanay any amin’ny polisy daholo lerony,
manjary milamina loatra indray ny tanàna dia lasa tsy mila anay intsony ny
olona
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire