-
Chérie !
Tsy mety intsony fa tsy maintsy misaraka .
-
Andray !
Ary afaka mijanona ho mpinamana ary ve isika e ?
-
Ie !
Raha hanampy anao hanadinoana ana izany
-
Saotra !
Za efa sahiran-tsaina hoe iza indray no hitsena ana amin’ny tomobile
isan-kariva
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire