dimanche 23 juin 2013

Mahay politika



Niresaka politika Bema sy ny akamany :
-          Ahoana ny hevitry elà amin’ty fihemoran’ny fifidianana ty
-          Tsy aiko loatra fa za tsy dia tena mahay politika
-          Tena mbola vendrana nohon’ny eritreretiko l’ty . Mba sahia miteny na dia tsy mahay aza. Raha efa nisy nahay politika teto an-tanàna efa hatry ny ela isika no tafavoaka ny krizy

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire