samedi 29 juin 2013

MISEHO



-          Neny, ty ilay bandy efa nolazaiko anao
-          Za efa miteny anao fa tsy mila olona tambanivohitra izany za miaraka aminao
-          Bonjour Madame ! je m’appelle Laurent.
-          Oadray ! Toa tambanivohitra mi-speak be izy zany
-          Ay ! Hadinoko ny niteny an’i Neny fa avy any ambanivohitry i France izy

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire