samedi 22 juin 2013

Mitady asa :



Orinasa amerikanina mitady olona tia miasa mafy :
-          Sao dia mba tsy rariny. Le tambanivohitra lahy iny indray ve no nahazo le asa
-          Ie. Efa fantatrao ihany fa tia olona miasa mafy izay
-          Ahoana no halalanao fa tia miasa iny ?
-          Ny akanjony : ny azy malotoloto , ny anao madio be  

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire