samedi 15 juin 2013

Tafaresaka tamin’ny namany Rajoelina


-          Ela ve l’ty mba manaraka vaovao ?
-          Ataoko inona ! Za nge lesy ny Filoha e .
-          Dia maninona ?
-          Za no arahan’ny vaovao fa tsy za no manaraka azy   

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire