-
Dada ! 500 000 hono ny frais amin’ le
excursion eny Ambohidratrimo
-
Ty ary e !
-
Dia
dada . Andeha hianatra a .
-
Ngah
tena vendrana be ny fiheverany enao ana
ty ?
-
An ! an ! Fa maninona ?
-
Andro
alahady androany ka hianatra ahoana , sa mitady felaka
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire