-
Azafady fa norohiko ianao. Lazaiko fa ilay
sipako , na ny akanjo na ny ranomanitra dia mitovy be aminy
-
Tsy
maninona ka . Efa fantako fa hanoroka ana ianao.
-
Fa ahoana ?
-
Ka
fanahiniko mintsy ny niakanjo mitovy aminy, efa hatry ny ela za mantsy no
te-hanoroka anao
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire