Nanontaniana mpanao gazety ny kapiteny ny
ekipa egyptianina vita baolina :
-
Inona
no nahatonga anareo resy ?
-
Henjana
mihintsy ilay teo iny !
-
Ngah
tena tsy vakinareo mihintsy ny défense ny Angola.
-
An !An !
Henjana be mihintsy voa tafafantoka tamin’ilay baolina izay. Be sipa
manjakely ny supporter gasy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire