Tafaresaka izy mivady :
-
Tsisy
milalao any am-pita mihintsy ny rugbyman ntsika nefa mba misy mahay ihany.
-
Ka arovan’ny fanjakana nge e !
-
Tsy
tiany ho lasa ny vahiny ve ny talenta gasy, izay no tianao tenenina.
-
Sarobidy
ny mpanao rugby gasy ka, tsy azo atao ny manondrana makis.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire