Tafaresaka
ny samy tota kely :
-
Tsy
ny tsy fananam-bola fa ty krizy tsy manam-pataperana ty no tena mahasorena ny
olona.
-
An,
an! Diso izany, vola aloha voa politika.
-
Taminy
za namaky banky nefa, na dia efa naparitako eraky ny lalana ny vola, tsisy
niraika ny olona fa ny hanenjika hilako ana ihany no tao an-tsainy
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire