lundi 29 juillet 2013

CAGOULE



-          Andeha ho any ammin’ny tranony Roland Ratsiraka a.
-          Hanao inona any ary elà miaraka amin’ty cagoule ty.
-          Hitarika an’i lery amin’ny tany. Zay manao cagoule ihany  mantsy no afaka mitarika amin’ny tany  kandida filoham-pirenena.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire