lundi 1 juillet 2013

FIHAVANANA



-          Tena very ny soatoavintsika, tsisy mandala ny fihavanana intsony ny olona
-          Tsy miombin-kevitra amin’lahy amin’zany a, za ary mandala tsara ny fihavanana . Rehefa misy marary ny havanay dia manampy a.
-          Ary rehefa misy manafika ny eo aokaikiny lisany ?
-          Mazava ho azy . Tsy mivoaka ny trano a

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire