Tafaresaka izy m'tsam:
-
Elà
ve tsy mahita fa lasa be ny bandy no manofa daba ?
-
Efa
tsy mahagaga intsony izany.
-
Andro
crise izao dia mbola mahavita an’izany ihany ry lerony.
-
Tena
crise mihintsy ka. Lasa ny vazaha daholy ny sipa milay dia izao mikofika izao
ry lerony.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire