-
Menacé-ny
Rabofinay a omaly, hitsoahan’ny sipa hono za raha mbola tsy tapahako ny voloko
-
Inona
ny olana amin’izany?
-
Ka
tena hitsoahan’ny sipa nge za zao e !
-
Nijery
fitaratra ngah elà tamin’ny maraina?
-
Tsy
nijery.
-
Sola
ny tampin-dohan’elà. Mety netezany Rabofin’lisany omaly alina angamba.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire