samedi 20 juillet 2013

Miboridana



-          Isaky ny hanala ny akanjo ny sipako ve lesy za dia tsy manaiky foana izy.
-          Nisy piscine ngah teo akaikiny lisany?
-          Tsisy.  Inona no hidiran’ny piscine amin’izany?
-          Mba mijere pub amin’ny télé ihany oa. Ny sipa gasy tsy mety miboridana raha tsisy piscine eo akaikiny

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire