-
Dia ahoana lesy ! Elà l’ty aminy firy
mifoha isaky ny maraina ?
-
Indraindray aimin’ny 2,
indraindray amin’ny 3
-
Kozy ve , za l’ty tsy mety tafafoha maraina
mintsy. Inona l’ty ny fikany elà ?
-
Miteraha dia hifoha amin’ny
iray elà hanome biberon
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire