samedi 6 juillet 2013

MITOHANA



-          Tena mitohana tanteraka ny firenena
-          Za efa miteny fa tokony hamorana ny fahazoana ny be sy ny maro rano madio
-          Fa ngah moa tsy ny fizirizirian’i Zandry Kely no mahatonga an’io fitohanana io ?
-          Tsy izany ! Zara raha misotro rano ny olona , hakavitsiana ny hahitana rano madio dia  izao mafy tay izao ny hiafarany

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire