lundi 1 juillet 2013

MIVAVAKA



-          Aza manadala aloha fa mbola mivavaka a ?
-          Fa inona ny hivavahany ialahy ao ?
-          Mivavaka a mba ho lasa mahantra fadiranovana !
-          L’ty ve mitapy e. Zany ve ny hangatahan’ialahy amin’Andriamanitra.
-          Ie. Ka hoatrany ilay mifanohitra amin’ny hivavahako foana nge no azoko.Farany teo za izao nisarahan’ny sipako nefa ny tsy hisaraka aminy mandrakizay no nangatahako

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire