lundi 15 juillet 2013

Olana :



-          Andeha mba hikoty sipa amin’izay lesy ka.
-          Tena tsy ampy fitiavana ny akamako le !
-          Ie. Mbola tsy manana olon-tiana ihany a.
-          Fa  inona loatra no nanaitra tany ?
-          Tsy tantiko lesy a ! Be loatra ny problème-ko dia mba mitady olona hizarana an’azy a.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire