lundi 1 juillet 2013

Ranodranony



Manala an’i Ramatoa Attalah Béatrice Rajoelina :

-          Tsy mila ranodranony ngah ianao ry Filoha ny CENI-T ?
-          Fa ahoana ?
-          Ka tapaka ilay rano avy any ivelany.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire