lundi 29 juillet 2013

Rugby



Voakiana foana ny supporter gasy fa tsy mazaka resy hono. Lasa mody ny ankamaroany rehefa voatarika amin’ny isa ny ekipam-pirenena. Azo tarafina amin’izany nefa ny fahantrantsika. Efa resy ihany ve, tsy alao mba tafody any an-trano. Betsaka mantsy no mbola hiady bus.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire