lundi 1 juillet 2013

SOMMET DES 4



    Nanontaniana mpanao gazety ny Prezidà zafy :
-          Inona ny programme-nareo amin’io fihaonana amin’ny 09 jolay io ?
-          Efa mipetrapetraka daholo ny fandaharam-potoana rehetra ka.
-          Afaka mba lazalazainao anay ve ?
-          Goavana be mihintsy io fotoana io. Zay moa efa elaela ihany no tsy nihaona ka tsy maintsy hi-pince kely aloha. Ny any zandry kely jus fa mbola tsy ampy taona. Ie, dia tsy mahazo manao mamo be koa fa sao dia bediny Monseigneur

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire