samedi 6 juillet 2013

SORISORY



-          Manala sorisory l’ty ny saka a
-          Raha marina izany koziny elà zany dia tsy ho lany vola ammn’ny toaka intsony nge zany isika hanalana sorisory e
-          Tena marina izany ka ! Tsipaho nge izy amin’le miaouh miaouh sakafo iny fa ho maivamaivana elà avy eo.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire