Nanontanian-janany
ty raim-pianakaviana iray:
-
Dada!
Ny “ superhéro” ve mianika varavarankely?
-
Ie.
Tsisy dikany aminy izany lesy a.
-
Ary
superhéro izany Dadan’I Balita?
-
Inona
no hilazan’elà an’izany?
-
Ka
isaky lasa miasa Dada dia mianika ny varavarankelin’I Mama foana izy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire