mercredi 17 juillet 2013

Vaky trano



Vaky ny tranony ry Bema. Manao sava hao ny tanàna ny Polisy hikarohana ireo jiolahy :
-          « Odio » nandondona tokantrano iray ny Polisy.
-          « Ho avy e » namaly ny tompon-trano
-          Polisy ! Sao dia naheno olona nandalo teto enao.
-          Tena tsy naheno a Sefo. Za koa tena resy tory.
-          Taiza ary enao teo e ?
-          Zay nilazaiko anareo zay, natory a oa.
-          Mpandainga. Ndao enao manaraka anay any amin’ny poste. Tongotra feno fotaka izao koa natory ahoana.  

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire