Izy mivady
ao an-trano :
-
Dada a ! Mba raiso kely bolida fa sahirana
be za.
-
Tsy afaka a Neny zao a. Za mbola hivoaka.
-
Ho aiza enao amin’ty andro alahady ?
-
Hanao match baolina izay.
-
Dada kosa e ! Izay hitrotro an’i Bolida ve
dia handaingana. Eo amin’ny terrain tany mena be ary misy fotoa-pivavahana
androany.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire