-
Tsy azoko mintsy l’ty a , tsy mety mitombo
mintsy le alika keliko ao
-
Tsy omen’elà sakafo mintsy izay
-
Le izy ary hanaterako vary iray viliha be foana
isan-kariva
-
Mihidy foana ngah ny vavahadiny lisany
isan-kariva ?
-
Tsisy karetraka dia tsy hidiko.
- Hitako zany no lasa matavy be le quatre-amie eo akaikiny lisany, izy no
mihinana le vary
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire