jeudi 8 août 2013

Ambassady amerikanina eto Antananarivo



-          Efa fanesona kosa lesy ny any Amerikanina ka !
-          Fa misy inona ?
-          Nakatony ny ambassady eto amintsika.
-          Mailo kosa ry zareo sao dia misy manafika eo ko.
-          Iza koa ny hanafika eo, vidina menaka ary tsy zakan’ny gasy, aiza no hatakarany dynamita.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire