samedi 24 août 2013

ANKIZY



Teo am-pibatana entana Koto no tafahaona tamin’ny namany

-          Mazoto miasa mihintsy nge nareo zany, andro alahady avy mbola be atao be ihany
-          Ny antsika nge ankizy dimy no velomina e.
-          Zany ve ! Ary toa mbola tsy hitako mihintsy ny madaman’elà ?
-          Tsy miasa alina elà dia zay no tsy hahitan’elà azy, isan-kariva foana mantsy izy vao entiko mivoaka, sao dia traingon’ireo ankiziko dimy ireo.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire