samedi 24 août 2013

BACC



Niresaka tamin’ny namany Kala Piso :
-          Fa misy inona mihintsy e ? Efa in-4 ndry nanala BACC mbola tsy afaka ihany.
-          Tsy hita fa lafo be ny akanjo e.
-          Dia zany ve no tsy naha-afaka an-dry ?
-          Ie. Manangom-bola hividianana Jean avy any Paris a. Be dia be mantsy ny goûter rehefa manala BACC

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire