Dada matikambo :
-
Bema !
Teneno an’i Mompera. Atao inona moa ny fandriana ?
-
Hisotisotiana
-
Zany
no nampianariko an’elà isan-kariva a !?
Hatoriana ry le donto lahy ty a.
-
Dada
sy neny nge indraindray ihany voa mba matory e, nareo misotisoty eo ambony
fandriana foana isan-kariva
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire