samedi 3 août 2013

FIKA



-          Namany elà ihany ve lesy dia nolakoiny elà teo
-          Fika fotsiny ireny. Zao nge lery tsy meloka e. Tsy hita teny aminy le volamena.
-          Tena tsy azoko fa mba hazavao
-          Lery tratra ny fokonolona teo, nalaiko teny aminy le volamena nangalariny
-          Zay zany no nanatapahany elà ny tanany teo .

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire